Entry | 1 maka rivotra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 maka, rivotra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena |
Explanations in English |
5 [1.2] To take exercise, seeking fresh air. |
Examples |
6 [2.59#] Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |